Matokia an’i Jehovah ianao
« Ankino amin’i Jehovah ny làlanao, Ary matokia Azy, fa hataony tanteraka » (Salamo 37.5)
Aza tezitraAza tezitra amin’ny mpanao kolikoly.Aza mialona ny mpanao kolikoly. Ary aza manao ny fanaon’ny mpanao kolikoly (raha fintinina ny tenin’ny Salamo 37. 1-2). Ka inona ary no tokony atao ?
(more…)...
